Manaova mba ho hitako hoy Hery Rajao. Io izy io hoy ny vahoaka, ka manaja tena, « MIALA »

Nanao teny tsy zaka ingahy Hery Rajaonarimampianina tetsy Mahamasina niteny hoe « manaova mba ho hitako ». Ka hoy ny « VAHOAKA » miteny hoe « Io izy io » ary mazava ho azy fa tsy misy vary sy kabaro nozaraina. Noho izao rehetra izao, tsy maintsy mivoaka io didy avy amin’ny HCC io ary tsy « MAINTSY MIALA RAJAO »

 

 

 

 

Poster le commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *