Famatsiambary ataon’ny fitondrana HVM, miteraka korontana

« Mimenomenona » ireo olona tonga ao Mahamasina fa misy « fizaram-bary » avy amin’ny fitondrana HVM. Hoy ny olona, eto izahay ary havezivezy sy tsy ampidirina, ao amin ‘ny Lapa. Ny dikan’izany dia voafidy ireo olona omena vary fa tsy ny rehetra, mitohy ny famitahana vahoaka, izany no misy ankehitriny, izay tadiavin’ny sasany avela amin’izao.

 

Poster le commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *