Dérives du pouvoir HVM, limogeage de Laza Rabary Razafimamonjy

Laza Rabary Razafimamonjy est victime des dérives du pouvoir HVM qui semble ne plus mettre de limite sur les droits fondamentaux. Ainsi, le Directeur général de la Fonction publique a été limogé pour avoir soutenu directement le mouvement des 73 députés du changement. Il a invité le personnel du ministère à grossir les rangs des manifestants micro à la main !

 

 

1 Commentaire

  1. Ny voalazan’ io DG io kosa dia hoe hetsika tsy miaraka @ eny @ 13 Mai ny an’ny Ministeran’ny asam-panjakana satria efa nanomboka t@ Jan 2018 ny tao noho ny jadona diso tafahoatra ataon’ny ao ambony, ary t@zany no nilazany hoe rehefa hanala ianareo lehibe dia hesory daholo izahay rehetra. Ilay DIR Cab moa dia nanao tari-dositra fa nangatahan’ny rehetra ny hijanona ary koa mba hamerina ny banderole izay nalany.
    DIA MBOLA MITOHY HATR@zao NY CONSEIL DE GOUVERNEMENT tarihan’ilay Premier Ministre de la Repubique, manendry sy manova olona isak’izay mandeha. izany no
    mpitondra ny firenena Malagasy. Vahao ny olana: ASA fa tsy HERIM-pamoretana sy kabary ambony vavahady, enjeo ny daholo, omeo ny hasiny ny vahoaka nametraka anareo teo.