Quand l’argent malgache finit à Levallois

Le parquet financier enquête sur les achats immobiliers d’un très proche du pouvoir malgache, en plein coeur de Balkany City. Par Benoist Fechner

Une suspicion de trafic de bois de rose, des soupçons de détournement de fonds au détriment de la compagnie nationale d’eau et d’électricité de Madagascar, des montages offshore, des SCI en pagaille et, finalement, une boîte aux lettres dans le hall d’un immeuble dont l’adresse apparaît dans les affaires judiciaires du couple Balkany…. Voilà les ingrédients d’une sulfureuse histoire née bien loin de Levallois-Perret (Hauts-de-Seine), dans l’océan Indien: l’affaire Ravatomanga, du nom d’un puissant homme d’affaires malgache dont le succès défraie la chronique depuis une bonne dizaine d’années lire la suite…

5 Commentaires

  1. izao no mivoaka , dia efa aza antoka tokoa fa efa mianjera daholo ny soutiens natenaina io fanjakana corrompu io , ary fantany RAJAO tsara izany il en a fait les frais , accélerer o kely ny destitution io mpangalabolambahoaka io , any défenses ireo anefa dia mbola misy ny vola eo ampelatatanireo anodinanana acteurs maromaro namana , complices , i mater ny tolona , AOKA IZAY NY KOLIKOLY , MIALA , MIALA MIALA RAJAO SY EKIPANY , arahina poursuites judiciaires haingana , geler daholo avoirs aza avela mitsoaka , araho tsara daholo ny ekipany , ao aminy fitandremana be tokoa , fa satria resaka question vie ou de mort , ilay renimalala efa manao izay coincer définitif ingaha efa fantanareo, fotoana kely fotsiny sisa

  2. Izao ‘zany ny tohiny:
    http://www.madagascar-tribune.com/Mamy-Ravatomanga-dans-la-tourmente,23186.html

    Izao mpangalatra avo lenta izao no isany nitantana tao @ Jirama. Tsy azon’ny syndicat toriana ve ny gaboraraka sy fanabotriana nataony tao?… Dia izahay no miafana @ delrstazy sy simba fitaovana.

    Betsaka ihany izany antony tokony hampiditra azy any Antanimora!… na raisin’ny fanjakana daholo ny fananana hanonerana an’izay vita rehetra izay.

  3. En tout cas à mon avis Mamy Ravatomanga n’est pas le seul pour de ce genre sale affaires comme ceci.

    Vous les 73 députés, nous les vahoka nous comptons très fort sur vous et vous pouvez compter sur nous. cette fois ci nous constatons qu’il y a de vrai députés qui portent leur nom.
    Dieu nous accompagnent dans ce combat avec le sang des nos compatriotes qui sont versés pour notre cher pays

    92% des malgaches ne mangent plus un bon repas par jour. Nous comptons sur VOTRE INTRANSIGEANCE. Il est impératif de résoudre à la racine de ce problème dont la vrai source est : la corruption dans tous les administrations de notre cher pays et de pire en pire.
    Merci beaucoup.

  4. ireny delestages , robinet ritra, tanana maloto, lalana simba , corruption généralisée adminastrations ireny dia efa fantatra daholo fa fomba anadevozana ny vahoaka tsy hitraka ary ahiratra, ny didy jadona tsy voatanisa …insécurités permanentes ambiny fotsiny , fomba hitazonanana lohany sy vantany , ny justice tsy misy rariny , ny fonciers, ny vahoaka malagasy iray manontolo , ny mpamboly sy ny provinces moa adino tanteraka any lavitra any , AOKY IZAY , adinony ry zareo mihintsy ilay hoe vohi-kavana maha tratra , MIALA MIALA MIALA RAJAO SY EKIPANY , tsy misy conditions intsony na arrangements , ALEFA , COURAGE DAHOLO

  5. ny Afiraka continent efa lasa lavaitra be daholo , gasy sy ny commorianina sisa taraiky eo , MITSAGANA RY TANORA ! AZA MANAIKY INTSONY , MIALA MIALA MIALA RAJAO SY NY FORONGONY ! TSY MAHAVITA AZY ! ce sont de loosers patents, la PAUVRETE ce n’est pas une fatalité, la corruption c’est délibérée, FONGARY avy hatrany !
    3000000 de malgaches dans la rue le 13 mai 2018 GO GO GO !!!!