Namariparitra tsara ny depiote Michel « tsy maintsy « MIALA » Hery Rajaonarimampianina, Olivier Solonandrasana ary Rivo Rakotovao »

Araka ny vaovao azo avy any Antsirabe, namariparitra tsara ny depiote Michel fa « tsy maintsy « MIALA » Hery Rajaonarimampianina, Olivier Solonandrasana ary Rivo Rakotovao ». Fanampin’izany, niantso mafy an’i Rtoa « Préfète » hanokatra tsy misy hatak’ando ny orin’asa AAA-TIKO. « Ianao no nanakatona sy nanidy an’io hoy izy, anjaranao ny manokatra an’io tsy misy atak’andro ». Mikasika an’ingahy Hery Rajaonariampianina, « andro sisa andrasana fa efa vaky ny ranondohany ka izay alehan’ny tanany no alehan’ny tongony… « 

 

L’image contient peut-être : 5 personnes, personnes debout et plein air

L’image contient peut-être : 7 personnes, personnes souriantes, personnes sur scène, personnes debout et plein air

L’image contient peut-être : 2 personnes, ciel, nuage et plein air

L’image contient peut-être : 5 personnes, personnes souriantes, foule et plein air

1 Commentaire