Atrik’asa Nasionalin’ny Komitin’ny Fahamarinana Fandriampahalemana Fiadanana

Manatrika ny atrik’asa nasionalin’ny Komitin’ny Fahamarinana Fandriampahalemana Fiadanana izay atao ao Fianarantsoa ny 17 sy 18 aprily 2018 ny Filoha Ravalomanana. Sehatra najoro hivondronan’ny ankolafin-kery rehetra eto Madagasikara ny K3F…Hitondra fanazavana sy sary momba io fihaonana io ny Valosoa Vaovao afaka fotoana fohy !

 

 

 

 

 

 

 

Poster le commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *