Boriboritany faha efatra, fanomezana sakafo

Mitohy hatrany ny asa sosialy izay tanterahin’ny avy ao amin’ny boriboritany faha efatra. Ny fokontany Anosibe Ambohibarikely indray no nahazo ny anjarany androny zoma faha 9 martsa 2018, ka Reny sy zaza marefo manodidina ny 200 isa no nofahanana, nomena sakafo ara-pahasalamana sy be otrik’aina, ny hetsika dia natao tao amin’ny efitrano malalakin’ny fokontany ihany. Mitohy hatrany ny asa sosialy izay tanterahin’ny avy ao amin’ny boriboritany faha efatra. zao no natao dia ho fanampiana hatrany ny mpiara-belona, ary ho fanohanana ara-tsakafo ireo Reny sy zaza tratran’ny tsy fanjarian-tsakafoa ary hitoy manerana ny Fokontany sasany mandrafitra ny Boriboritany ny hetsika.

 

L’image contient peut-être : 1 personne, assis et intérieur

L’image contient peut-être : 2 personnes, personnes assises, personnes qui mangent et nourriture

L’image contient peut-être : 3 personnes, personnes qui mangent et personnes assises

L’image contient peut-être : 2 personnes, personnes assises et chapeau

L’image contient peut-être : 2 personnes, personnes assises et personnes qui mangent