Voantendry ho mpandrindra ao Toamasina Justin Rakotoarimanana

Justin Rakotoarimanana no voatendry ho mpandrindra ny KMMR ao Toamasina araka ny fanambarana nampitaina tamin’ireo mpikatroka nivory ny sabotsy lasa teo !

 

L’image contient peut-être : 1 personne

1 Commentaire

  1. Mankasitraka e