Olona ambony tao amin’ny tetezamita no tompon’antoka hoy Jaona Elite

Raha ny fanazavana avy amin’ny solombavambahoaka Harijaona Randriarimalala na Jaona Elite, olona ambony tao Tetezamita no tomponan’antoka tamin’ny raharaha 26 Janoary 2009 na ny Alatsinainy mainty !

 

Poster le commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *