Iza tamin’ireo fiara ireo no namotika ny fefin’ny hôtel de ville ?

Ity ilay fiara karetsaka namotika ny fefin’ny hôtel de ville ka anjaran’ny CUA no mijery izay tokony andraikitra raisina mikasika izao fa hisaorana ianareo rehetra noho ny fiaraha-miasa avy teto anivon’ny page CUA SERASERA sy ny namana isan-tsokajiny (tsy voatery ho io taxi io ihany no ahitana tranga toy izao fa mety ho betsaka tokoa noho ny fahalovana mitranga ankehitriny)

 

L’image contient peut-être : voiture et plein air

Poster le commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *