Izao sisa ny hopitaly manarapenitra ao Ambokala Manakara

Iza no hanome toky izany « Emergence », « sankalité » no mpanongam-panjakana. Vary mora, tsy hita ny vola mahatratra 250 milliards de FMG, ireo hopitaly atao hoe manarapenitra toa rotika, tsy misy fitaovana no tsy misy dokotera.

 

L’image contient peut-être : ciel, maison, plante, arbre, herbe, plein air et nature

L’image contient peut-être : maison, ciel, plein air et nature

Poster le commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *