Nindaosin’ny fahafatesana ity filoham-pirenena Malagasy ity nohon’ny hetraketraka sy fitiavan-tenan’ny sasany

43 taona lasa izay no nindaosin’ny fahafatesana ity filoham-pirenena Malagasy ity nohon’ny hetraketraka sy fitiavan-tenan’ny sasany ! Moa ve mba nisy ny raharaham-pitsarana mikasika azy ity, iza no lohan’ny hetraketraka ?

 

L’image contient peut-être : 1 personne