Izao ny fanaon’ny fitondrana HVM. Mandrava fananan’olona tsy misy tahotra fa ny fankahalana an’i « Dada » no maha tonga izao. Rehefa vita ny asa-jiolahy, lasa toa ny tsy teo niaraka amin’ireo herim-pamoretana !

 

 

 

 

1 Commentaire

  1. Mazava ireo sary rehetra fa ilay patrick ramiaramanana iny no nitarika ny herimpamoretana teo !Soa ihany fa nisy ireny sary ireny !Sa hilaza ilay rangahy iny fa ny matoatoany no teo ?Nanangatra nefa mbola tsy any ambany rangolahy akory !

    Izao dia mitory mazava fa tena tsy misy mpitarika ity firenena ity .Samy manao izay daninkibony daholo ireo manampahefana ireo ,ka izao tsy mandeha @ laonin’izao ny firenena .Dia tena tsy toha teny tokoa izany,tsy misy hasiny @ ny eo ambany fahefany ilay milaza azy voafidim-bahaoka io ,nefa fatam-poko fatam-pirenena fa t@ halam-bato be vata !!Izao no halehany .

    Ary ny tena mampalahelo dia i zareo minihy mitampy maso sy sofona tsy mety manaiky ny fahoriana misy eto Madagasikara hatr@ naha teo an’ ireo foza sy zanampoza ireo .