Miasa mafy ny Departemantan’ny Asa Vaventy eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra

Ankoatra ny asa fanapenana ireo lavaka amin’ny arabe dia nanatanteraka ny fanalàna ny rano miangona ao anatin’ny sekolim-panjakana EPP Antetezana afovoany ny Departemantan’ny Asa Vaventy eto anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Tsy misy lalan-kivoahana ny rano miangona ao anatin’ny sekoly ka antony namakiana ny tamboho sy nandavahana ny arabe ety ivelany, voatery tsy maintsy hametrahana bizo araka izany ny arabe mba hivoahan’ny rano mivarina ao amin’ny lakandrano manamorina ny CENAM. Mitohy hatrany ny asa ary mbola ho maro ireo arabe misy lavaka eto anivon’ny Kaominina no tsy maintsy ho asiana fanamboarana.

L’image contient peut-être : nuage, ciel, maison et plein air
L’image contient peut-être : maison, ciel et plein air L’image contient peut-être : plein air
L’image contient peut-être : plein air L’image contient peut-être : 1 personne, plein air
L’image contient peut-être : une personne ou plus et plein air L’image contient peut-être : une personne ou plus, personnes qui marchent et plein air
L’image contient peut-être : 1 personne, assis et plein air L’image contient peut-être : plante, arbre et plein air