Mitohy ny fanasoketana sy fanimba ny fananan’ny filoha Ravalomanana

Potika indray ny fananan’ny filoha Ravalomanana etsy Akorondrano. Tsy misy fanahy intsony ny fitondrana fa dia mandrava izay namboarin’i Dada na maka an-keriny miaraka amin’ny polisy na miaramila fotsiny sisa no ataon’izy ireo !

 

L’image contient peut-être : une personne ou plus et plein air

L’image contient peut-être : ciel et plein air

Aucun texte alternatif disponible.

L’image contient peut-être : 2 personnes, personnes debout et plein air