Nanao valandresaka tamin’ny mpanao gazety ny mpitantana ny tananan’Antananarivo

Nanao valandresaka tamin’ny mpanao gazety ny maraina teo mikasika ny zavamisy eto Antananarivo renivohitra ny mpitantana ny tananan’Antananarivo. ny mpanolotsaina ny tanana tao amin’ny lapan’ny tanana Analakely !