Miantso antsika rehetra amin’ ny fotoana rahampitso ny filoha Ravalomanana « Ka sahia andeha hiara-dia »

Miandry antsika rehetra amin’ ny fotoana rahampitso. Eo Am-baravaran’ny RER SAVIGNY LE TEMPLE ny salle LE MILLENAIRE . Hanafana ny fotoana BODO- BIG MJ – MAHERY. Ka sahia andeha hiara-dia.