Fanadiovana nasionaly boriboritany faha 4

Nanatanteraka ny andro natokana Fanadiovana Faobe tetsy amin’ny Fokontany Andrefan’i Mananjary, ao anatin’ny Boriboritany faha-4 ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana sy ny mpanolotsaina manokana Marc Ravalomanana niaraka tamin’ny fianakaviamben’ny CUA

 

Poster le commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *