Nantsoiko ny talen’ny Telma, nahoana no notapahana ny tambazotra taty Toliary…

Hoy ny filoha Ravalomanana tamin’ny valan-dresaka nataony tamin’ny mpanao gazety : « Nantsoiko ny talen’ny Telma hoe nahoana no notapahana ny tambazotra taty Toliary nanomboka tamin’ny 11 ora ka hatramin’ny 4 ora hariva nandalovako taty ? (…) Hatramin’izao izy tsy niantso ahy »

 

L’image contient peut-être : 1 personne, debout et intérieur

Poster le commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *