Nandray anjara fitenena nandritra ny fivoriana mikasika ny fiovaovan’ny toetrandro izay tanterahana any Bonn (Allemagne) ny Ben’ny tanànan’Antananarivo, Ramatoa Lalao Ravalomanana

Nandray anjara fitenena nandritra ny fivoriana mikasika ny fiovaovan’ny toetrandro izay tanterahana any Bonn (Allemagne) ny Ben’ny tanànan’Antananarivo, Ramatoa Lalao Ravalomanana.
Maro ireo lohahevitra naroso nodinihin’ny mpandray anjara tamin’ity fivoriana an-tampony ity. Nanamarika ny andro omaly sy androany moa ny lohabary an-dasy mikasika ny Vinam-pampandrosoana maharitra ODD (Objectif de Développement Durable) laharana faha-2 sy faha-11 ho an’ny fampandrosoana an-tanandehibe. Manainga ireo firenen-drehetra moa ny governemanta allemand amin’ny halalan-dRamatoa minisitry ny tontolo iainana Barbara Hendricks mba hanana laminasa maharitra sy maty paika hiadivana amin’ny fiovaovan’ny toetrandro ka hifantoka amin’ny asa fampandrosoana mirindra sy azo antoka.

 

L’image contient peut-être : 1 personne

L’image contient peut-être : 10 personnes, personnes souriantes

Poster le commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *