COP 23 any Bonn (Allemagne)

Nisokatra tamin’ny fomba ofisaly omaly ary tsy hifarana raha tsy ny 17 Novambra izao ny fivoriana karakarain’ny Firenena mikambana mikasika ny fiovaovan’ny Toetrandro na ny COP 23 izay hatao any Bonn any Allemagne, manana solotena amin’izany ny tanànan’Antananarivo dia ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana sy mpanolontsaina manokana, ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.


Marihina moa fa anisan’ny firenena mizaka ny vokatrin’ny fiovaovan’ny toetrandro i Madagasikara, ny tanànan’Antananarivo manokana dia mihezaka ny mitondra fomba fijery vaovao amin’ny alalàn’ny fampiroboroboana ny fambolena an-tanandehibe izay nahazoany loka farany teo.

 

L’image contient peut-être : 7 personnes, personnes souriantes, personnes debout

L’image contient peut-être : 4 personnes, personnes souriantes, personnes debout et costume

L’image contient peut-être : 11 personnes, personnes souriantes, personnes debout

L’image contient peut-être : 9 personnes, personnes souriantes

 

 

 

Poster le commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *