Nitsapa alahelo ny birao politikan’ny antoko TIM

Tonga nitsapa alahelo ny fianakavian’ny Randrianarilahy Fidy harivony, Ben’ny tananan’ny Ampefy nisy namono ny birao politika ny antoko Tiako-I-Madagasikara !