Volte face du préfet de police d’Antananarivo, le TIM est finalement privé de fêter ses 15 ans d’existence

Le Préfet de police, le général Ravelonarivo Angelo Christian est revenu sur sa décision. Lors d’une conférence de presse, il a fait entendre que le TIM n’est finalement plus autorisé à fêter ses 15 années d’existence à Mahamasina le samedi 08 juillet 2017 ! On attend la réaction du parti Tiako-I-Madagasikara, les préparatifs étaient bien avancés et tout était visiblement prêt.

1 Commentaire

  1. O ry Ingahy Prefet de Police ô ! Lazao ny tena marina ! Nanaiky tokoa ianao ka nanome alàlana ny T I M hahatsiaro ny faha-15 taona niorenany ary hivory sy hankalaza izany ao Mahamasina, dia « nihemotra TAMPOOKA » ! Maninona moa no tsy tsorina fa « nahazo antso na baiko TAMPOKA satria TSY NAMPOIZINAO ianao hanakana an’io lanonana io ! Ny an’ny mpandatsaka baiko, toa anareo manamboninahitra ambony, dia baiko no alatsakareo fa ny olom-pehezinareo no asainareo mitady ny fomba sy ny làlan-kevitra rehetra hanamarinanan iny baiko iny ! Izay ve no nanjo anao ?