Arphine Rahelisoa – “Heritaona androany no nidirako teny aminy fonjan’Antanimora”

Heritaona androany no nidirako teny aminy fonjan”Antanimora. Hisaorana hatrany Andriamanitra fa nitantana sy teo akaiky Mandrakariva. Ka na mafy aza ny nanjo dia matoky aho fa lalana nitondran’Andriamanitra ireny. Mankahery ireo gadra politika tsy ankanavaka . Ho paska fandresena ho anareo rehetra anie ny andro anio , ka mivavaka ho anareo rehetra mba ho mpandresy aminy ady izay atao. Mirary paska FANDRESENA ho antsika rehetra dia ho tahiny Tompo hatrany

https://www.facebook.com/100007920066152/posts/2935074123433228

https://www.facebook.com/100000462395630/posts/4233446286680743