15:10 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (38) – Fiverenan’ny jeneraly Baomba

Nalaza ratsy ny jeneraly Baomba tamin’ny andron’ny tetezamita.

Araka ny resaka mandeha dia tazana nihaodihaody izy omaly teny Analakely ary ahiana nanome baiko ny mpitandro ny filaminana.