12:50 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (36) – MBS – Tatitra MBS Tsiroanomandidy Bongolava

Voasambotra ity zandrikely solontena avy aty Tsiroanomandidy tonga teny amin’ny 13 Mey nanatevin-daharana.

Tsy fantatra izay niafarany amin’izao fotoana izao.