Ny Valosoa Vaovao FB

Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

Aloavy ny karamanā€™ny mpiasa!Image attachmentImage attachment+1Image attachment

Aloavy ny karamanā€™ny mpiasa! ... TohinyFintinina

4 andro lasa

1 CommentComment on Facebook

Ny momba ilay filoha rajoelina hoe mampanantena inona ? Fa ianareo koa anie mora ambakaina e!

29/03/2024. Fahatsiarovana ny tolom-panafahana 29 marsa 1947. 
Tsara ho fantatra ny tantaranā€™ny hira Ā«Madagasikara TanindrazanayĀ».Image attachmentImage attachment

29/03/2024. Fahatsiarovana ny tolom-panafahana 29 marsa 1947.
Tsara ho fantatra ny tantaranā€™ny hira Ā«Madagasikara TanindrazanayĀ».
... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

1 CommentComment on Facebook

Ny zaza adala ratsy taiza sy tsy mahalala tantara no sahy manaonao foana manova ilay hira, sady efa misy ilay rôrô koa moa ankehitriny ka tsy mahagaga !

8 martsa 2024 ā€“ Ambositra, Ambalavao ā€“ Andro Manerantany ho anā€™ny Vehivavy

Ny Valosoa

Nanamarika ny andro manerantany ho anā€™ny vehivavy ny tao aminā€™ny faritaninā€™i Fianarantsoa ny alakamisy 8 martsa 2024. Distrika 18 no nandray anjara taminā€™izany, nanehoanā€™ireo vehivavy fa ny reny Malagasy dia: Ā« mitandro ny hasinā€™ny aina ary mampanjaka ny fahamarinana mba hisianā€™ny fitoniana sy ny soa ho anā€™ny taranaka Ā».

Taminā€™ny taona 1848 tany Etazonia no teraka ny hetsika notarihana vehivavy amerikana roa izay nahasarika olona amanjatony. Ny taona 1975 vao niditra ho andro fankalazana eo anivonā€™ny Firenena Mikambana. Isanā€™ireo mankalaza ny andronā€™ny vehivavy i Madagasikara ary natao ho andro tsy fisianā€™ny vehivavy ny 8 martsa.

Ny andro manerantany ho anā€™ny vehivavy dia nentina hankalazana ireo zavabita ary hanabeazana sy hanamafisana fototra ny fitovianjo eo aminā€™ny lahy sy ny vavy.

(sary: Ambositra sy Ambalavao)

http://www.gvalosoa.net/2024/03/08/8-martsa-2024-ambositra-ambalavao-andro-manerantany-ho-anny-vehivavy/

https://www.qppstudio.net/public-holidays/madagascar.htm
https://en.m.wikipedia.org/wiki/International_Women%27s_Day
https://www.internationalwomensday.com/about#:~:text=Marked%20annually%20on%20March%208th,lobby%20for%20accelerated%20gender%20parityImage attachment

8 martsa 2024 ā€“ Ambositra, Ambalavao ā€“ Andro Manerantany ho anā€™ny Vehivavy

Ny Valosoa

Nanamarika ny andro manerantany ho anā€™ny vehivavy ny tao aminā€™ny faritaninā€™i Fianarantsoa ny alakamisy 8 martsa 2024. Distrika 18 no nandray anjara taminā€™izany, nanehoanā€™ireo vehivavy fa ny reny Malagasy dia: Ā« mitandro ny hasinā€™ny aina ary mampanjaka ny fahamarinana mba hisianā€™ny fitoniana sy ny soa ho anā€™ny taranaka Ā».

Taminā€™ny taona 1848 tany Etazonia no teraka ny hetsika notarihana vehivavy amerikana roa izay nahasarika olona amanjatony. Ny taona 1975 vao niditra ho andro fankalazana eo anivonā€™ny Firenena Mikambana. Isanā€™ireo mankalaza ny andronā€™ny vehivavy i Madagasikara ary natao ho andro tsy fisianā€™ny vehivavy ny 8 martsa.

Ny andro manerantany ho anā€™ny vehivavy dia nentina hankalazana ireo zavabita ary hanabeazana sy hanamafisana fototra ny fitovianjo eo aminā€™ny lahy sy ny vavy.

(sary: Ambositra sy Ambalavao)

www.gvalosoa.net/2024/03/08/8-martsa-2024-ambositra-ambalavao-andro-manerantany-ho-anny-vehivavy/

www.qppstudio.net/public-holidays/madagascar.htm
en.m.wikipedia.org/wiki/International_Women%27s_Day
www.internationalwomensday.com/about#:~:text=Marked%20annually%20on%20March%208th,lobby%20for%20a...
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

08/03/2024
Andro fankalazana ny zonā€™ny vehivavy. Tsy fanaka malemy ny vehivavy fa manan-jo tahaka ny lehilahy. Takio ny zonao!
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

7 CommentsComment on Facebook

Rehefa miady bus dia aza miteny an'ilay hoe "LES FEMMES D'ABORD" intsony ary šŸ¤£šŸ¤£šŸ¤£šŸ¤£šŸ¤£šŸ¤£šŸ¤£šŸ¤£

Ampamanio mitsangana jerena

Vady be menomenona hono mampalaina ny mody an-trano e, méditation.........

Rehefa tsy kizitina sy mila vaniny fotsiny dia mety aminay

Fantaro izay takianao fa aza langalatahaka fotsiny n'y efa an'ny lehilahy kkkk

Zoan'ny vehivavy l resaka kanefa miady hitovy ao am' Lahilahy!!!!?????? kkkkk

Ao fa fanaka mahery zay ko ve de hatao ho olana.ao fa mafy be nareo vevavy.ajanony @ zay le izy@ heritaona

View more comments

Raharaha Mbola Rajaonah. Ny heloka nataony ve mihoatra ny heloka nataonareo mianakavy ao, nefa ianareo rehetra migalabona tsara? Alefaso lavitra ny saina. Ny ratsy atao loza miantona!

Raharaha Mbola Rajaonah. Ny heloka nataony ve mihoatra ny heloka nataonareo mianakavy ao, nefa ianareo rehetra migalabona tsara? Alefaso lavitra ny saina. Ny ratsy atao loza miantona!Voasazy 2 taona an-tranomaizina indray i Mbola Rajaonah.

Gazetiko
... TohinyFintinina

3 herinandro lasa

4 CommentsComment on Facebook

Maninona rafanja raha tonga dia atao au poteau mihitsy rehefa zay no tanjonareo a.Lany andro mamorona anzao cinéma isankarazany zao fotsiny nareošŸ™„šŸ˜±

šŸ˜³???

LozašŸ˜¢šŸ˜¢

Tena oka kosa lele!

Tao aorianā€™ny fisamborana anā€™ny lehibenā€™ny
ARFM dia nofoanana ny hetsika saika atao tao Mahamasinana satria tsy nahazo alalana.
Hita aminā€™izany fa tsy tomponā€™ny taniny intsony ny Malagasy.
Vazaha no tomponā€™ny fahefana. Tsy atao mahakivy izany fa mitohy ny tolona. Ny firaisankina no hery!
... TohinyFintinina

3 herinandro lasa

6 CommentsComment on Facebook

Tsy ho avotra mihitsy ty firenena ty mba marina e

Nanomboka oviana moa ny grevy na fitakiana na fihetseketsehana no mila alalana ?

Gouverneur Général de France

Ary mbola nampadohaliana azy izy nanao fanambarana....

Atody tsy miady amam-bato eh , Zandarim-poza tsy maintsy mamoritrà koa, nandray n'y volan'i Rasedy ntsinona koà ,miaro n'y sezany h@ farany

Ataony be boty hein.....

View more comments

Inona ny heloka nataony? Nanondrana volamena sa bois de rose antsokosoko?Nanao kolikoly? Tsy azo ekena izao. Avohay haingana!Image attachmentImage attachment

Inona ny heloka nataony? Nanondrana volamena sa bois de rose antsokosoko?Nanao kolikoly? Tsy azo ekena izao. Avohay haingana! ... TohinyFintinina

4 herinandro lasa

5 CommentsComment on Facebook

Zay mpampaneno lakolosy rehetra asain' Cédric vazaha Rajoela sy Christian NTSAY samborina daholo Satry manelingelina ny fanindranany n' harempirenena miafina

Ataovy ihany tompoko fa arakaraky ny hamafin'ny herisetra ataonareo no hamafin'ny valikitsaka hahazo anareo!

Ray aman-dreny de sahindry lerony atao anzao,tena kivy pro max ahšŸ¤¦šŸ»‍ā™‚ļø

Ny fampiasana hery dia midika fahalemena

Apokay amzay lacrimozenne

View more comments

21/02/2024- LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa (tohiny)
Voahelokinā€™ny fitsarĆ na britanika aminā€™ny kolikoly nataony taminā€™ny Ā« Multinationale britannique Gemfields Ā» ramatoa Romy Voos Andrianarisoa. 
Aminā€™ny 18 marsa 2024 no hivoaka ny didim-pitsarana.

21/02/2024- LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa (tohiny)
Voahelokinā€™ny fitsarĆ na britanika aminā€™ny kolikoly nataony taminā€™ny Ā« Multinationale britannique Gemfields Ā» ramatoa Romy Voos Andrianarisoa.
Aminā€™ny 18 marsa 2024 no hivoaka ny didim-pitsarana.
... TohinyFintinina

4 herinandro lasa

9 CommentsComment on Facebook

Hummmm

Izy aza hanaiky higadra irery, hisolo vaika ny akalana anynkoh! Sitra-po fa tsy aretina

Natao sorona izy izany

Raha te ho afaka soaamantsara izy,dia Tokony lazainy ny marina.

Mety tafiditra @ n'io Rajoelina matoa mihezaka mamono lolo ny mpombazy @fb ato sady mety tsy sahy hiteny ny tena marina ry kiala Romy

Ty to antitra be sa tsy le romi io šŸ¤”šŸ¤”šŸ¤”

Aiza kosa Dia Olona 2 fotsiny vé no tafiditra amin'io Angano bé Io ...IZY no trimobe s'y sohitika AO!!!Zao no tena ILAINA n'y PAC s'y n'y bianco!!!sa fehezin'i Trimobe s'y kotofetsy...

Vaovao tsy mari-pototra....ary tsy mampino raha tsy ny viva mihintsy no mamoaka azyšŸ¤£

Aiza kosa e! Aza MBA atao izany!

View more comments

ASABOTSY 24/02/2024 AMINā€™NY 9 ORA MARAINA KIANJABENā€™I MAHAMASINA ANTANANARIVO. FIHAONAMBE HO FIATREHANA NY FIRENENA SY NY ZO AMAN-KASINā€™NY VAHOAKA. MADAGASIKARA HO ANā€™NY MALAGASY. ... TohinyFintinina

4 herinandro lasa

1 CommentComment on Facebook

Anontanio tsara aloha sao efa nofandrihiny fikambanany zanaka Mapar anaovany fifampiharabàna taona vaovao ny kianja @ io daty iošŸ¤£

TONGAVA MARO. NY FIRAISANKINA NO HERY.

Kianjabenā€™i Mahamasina ā€“ Asabotsy 24 Febroary 2024 ā€“ Fihaonambenā€™ny fiatrehana ny firenena sy ny zo aman-kasinā€™ny vahoaka Malagasy

ā€œMalagasy rehetra miara-manangana firenena vanona miaraka aminā€™ny Zanaharyā€

Ny Antenimieranā€™ny Raiamandreny Foko Malagasy (ARFM), ny fikambanana BAAM (Betsileo, Antesaka, Antandroy, Antanosy, Antandroy, Makoa), ny Grand Sud, ny Triangle du Nord, ny Imerina enintoko sy ny vondronkery mpiaradia, dia manasa antsika vahoaka Malagasy tsy vakivolo rehetra manerana ny Nosy fa tonga ny fotoana andraisana an-tanana ny firenena, hanatontosa fihaonana manoloana ny fiatrehana ny firenena sy ny zo aman-kasinā€™ny vahoaka.

Ny toerana dia eo aminā€™ny Kianjabenā€™i Mahamasina ny Asabotsy 24 Febroary 2024 manomboka aminā€™ny 9 ora maraina.

Alefa Madagasikara, Malagasy aminā€™izay!

http://www.gvalosoa.net/wp-content/uploads/2024/02/20240224-ARFM-Mahamasina-Fihaonambe.mp4

http://www.gvalosoa.net/wp-content/uploads/2024/02/ARFM-20240213-TaratasyFampahafantarana.pdf

http://www.gvalosoa.net/2024/02/18/kianjabeni-mahamasina-asabotsy-24-febroary-2024-fihaonambenny-fiatrehana-ny-firenena-sy-ny-zo-aman-kasinny-vahoaka-malagasy/Image attachmentImage attachment

TONGAVA MARO. NY FIRAISANKINA NO HERY.

Kianjabenā€™i Mahamasina ā€“ Asabotsy 24 Febroary 2024 ā€“ Fihaonambenā€™ny fiatrehana ny firenena sy ny zo aman-kasinā€™ny vahoaka Malagasy

ā€œMalagasy rehetra miara-manangana firenena vanona miaraka aminā€™ny Zanaharyā€

Ny Antenimieranā€™ny Raiamandreny Foko Malagasy (ARFM), ny fikambanana BAAM (Betsileo, Antesaka, Antandroy, Antanosy, Antandroy, Makoa), ny Grand Sud, ny Triangle du Nord, ny Imerina enintoko sy ny vondronkery mpiaradia, dia manasa antsika vahoaka Malagasy tsy vakivolo rehetra manerana ny Nosy fa tonga ny fotoana andraisana an-tanana ny firenena, hanatontosa fihaonana manoloana ny fiatrehana ny firenena sy ny zo aman-kasinā€™ny vahoaka.

Ny toerana dia eo aminā€™ny Kianjabenā€™i Mahamasina ny Asabotsy 24 Febroary 2024 manomboka aminā€™ny 9 ora maraina.

Alefa Madagasikara, Malagasy aminā€™izay!

www.gvalosoa.net/wp-content/uploads/2024/02/20240224-ARFM-Mahamasina-Fihaonambe.mp4

www.gvalosoa.net/wp-content/uploads/2024/02/ARFM-20240213-TaratasyFampahafantarana.pdf

www.gvalosoa.net/2024/02/18/kianjabeni-mahamasina-asabotsy-24-febroary-2024-fihaonambenny-fiatreh...
... TohinyFintinina

4 herinandro lasa

3 CommentsComment on Facebook

āœŠšŸ‡®šŸ‡©šŸ‡²šŸ‡¬

Aza mihemotra intsony fa tohozo Ilay tolona hatrmin'farany e

Alex Randriamahefa Nampoina Andriamihamina Zakandretsa Randriamihajatina Joseph Ruskin Robeny

āŒ FILAZANA LOZA MANAMBANA šŸŸ”(Miloko MAVO) amin'ny lemak'Antananarivo lalovan'ny renirano SISAONY.

ā›”ļøFILAZANA NY FANDEHAN'NY RANO ETO AMIN'NY LEMAK'ANTANANARIVO TAMINā€™NY 6ORA HARIVA.

Source: APIPA
... TohinyFintinina

1 volana lasa
16/02/2024- Toetry ny andro.

16/02/2024- Toetry ny andro.š™š˜¼š™ˆš™‹š™„š™š˜¼š™‰š˜æš™š™€š™ˆš˜¼š™‰š˜¼ š™ˆš™Šš™ˆš˜½š˜¼ š™‰š™” š™š˜¼š™ƒš˜¼š˜½š™€š™š™Žš˜¼š™ƒš˜¼š™‰'š™‰š™” š™š™Šš™š™Žš˜¼š™†š™Šš™š˜¼š™‰š˜¼ | 16 Febroary 2024

āŒāŒāŒ Hitohy hatrany ny rotsakā€™orana aminā€™ny faritra maro manerana ny Nosy ka tombanana hahatratra 40 hatraminā€™ny 100 mm ao anatinā€™ny 24 ora any aminā€™ny faritra sasany.

ā–¶ļøFILAZANA FAMPITANDREMANA : fahabetsahanā€™ny rotsakorana.

ā–¶ļøFE-POTOANA : anio 16 Febroary hatraminā€™ny 18 Febroary 2024 ho anā€™ny faritra Sofia, Betsiboka, Alaotra Mangoro, Analanjirofo, Atsinanana, Analamanga, Itasy, Vakinankaratra, Bongolava, ny distrikanā€™i Fandriana, Ambositra ary Manandriana. Ny Sabotsy 17 Febroary hatraminā€™ny Alahady 18 Febroary 2024 kosa ho anā€™i Vatovavy, Fitovinany ary Atsimo atsinanana.

ā–¶ļøFIANTRAIKANY : fikorontananā€™ny asa aman-draharaha andavanandro, fiandronanā€™ny rano amin'ireo toerana mora tondraka, fiakaranā€™ny renirano, fihotsahanā€™ny tany.

ā–¶ļøFARITRA VOAKASIKA :

šŸ“’šŸ“’ Filazana fampitandremana miloko mavo: faritra Atsinanana.

šŸ“—šŸ“— Filazana fampitandremana miloko maintso: Sofia, Betsiboka, Alaotra Mangoro, Analanjirofo, Atsinanana, Analamanga, Itasy, Vakinankaratra, Bongolava, Vatovavy, Fitovinany, Atsimo atsinanana, ny distrikanā€™i Fandriana, Ambositra ary Manandriana.

Entanina ny rehetra mba hanaraka ny toromarika omen'ny manam-pahefana eny ifotony. āŒāŒāŒ

šŸ”‘ MĆ©tĆ©o Madagascar

MinistĆØre des Transports et de la MĆ©tĆ©orologie de Madagascar
... TohinyFintinina

1 volana lasa
15/02/2024- Toetry ny andro.

15/02/2024- Toetry ny andro.š™š˜¼š™ˆš™‹š™„š™š˜¼š™‰š˜æš™š™€š™ˆš˜¼š™‰š˜¼ š™ˆš™Šš™ˆš˜½š˜¼ š™‰š™” š™š˜¼š™ƒš˜¼š˜½š™€š™š™Žš˜¼š™ƒš˜¼š™‰'š™‰š™” š™š™Šš™š™Žš˜¼š™†š™Šš™š˜¼š™‰š˜¼ | 15 Febroary 2024

āŒāŒāŒ Hitohy hatrany ny rotsakā€™orana aminā€™ny faritra maro manerana ny Nosy ka tombanana hahatratra 40 hatraminā€™ny 100 mm ao anatinā€™ny 24 ora any aminā€™ny faritra sasany.

ā–¶ļøFILAZANA FAMPITANDREMANA : fahabetsahanā€™ny rotsakorana.

ā–¶ļøFE-POTOANA : anio 15 Febroary ho anā€™i Boeny, Betsiboka, Diana, Sava, Sofia, Atsinanana, Vatovavy, Fitovinany, Bongolava, Analamanga, Vakinankaratra, Itasy, Alaotra Mangoro ary ny ilany atsinananā€™i Amoronā€™i Mania. Ny Zoma 16 Febroary ho anā€™i Atsinanana sy Vatovavy; ny Sabotsy 17 Febroary ho anā€™i Analanjirofo, Atsinanana, Vatovavy, Fitovinany ary Atsimo atsinanana ary ny Alahady 18 Febroary ho anā€™i Analanjirofo, Atsinanana, ny tapany avaratrā€™i Alaotra Mangoro, Vatovavy, Fitovinany, Itasy, Analamanga ary Betsiboka.

ā–¶ļøFIANTRAIKANY : fikorontananā€™ny asa aman-draharaha andavanā€™andro, fiandronanā€™ny rano amin'ireo toerana mora tondraka, fiakaranā€™ny renirano, firodananā€™ny trano sy fihotsahanā€™ny tany.

ā–¶ļøFARITRA VOAKASIKA :

šŸ“’šŸ“’ Filazana fampitandremana miloko mavo: faritra Analanjirofo, Atsinanana, Vatovavy, Fitovinany, Boeny, Alaotra Mangoro ary ny distrikanā€™i Maevatanana sy Tsaratanana.

šŸ“—šŸ“— Filazana fampitandremana miloko maintso: Sofia, Diana, Sava, Analamanga, Vakinankaratra, Itasy, Bongolava, Atsimo atsinanana, ny ilany atsinananā€™i Amoronā€™i Mania ary Mandritsara.

Entanina ny rehetra mba hanaraka ny toromarika omen'ny manam-pahefana eny ifotony. āŒāŒāŒ

šŸ”‘ MĆ©tĆ©o Madagascar

MinistĆØre des Transports et de la MĆ©tĆ©orologie de Madagascar
... TohinyFintinina

1 volana lasa
Madagasikara ā€“ Volamena ā€“ Ho fehezina toy ny lavanila ve ?

Nangoninā€™i Lanzelo

Tsy zohina aminā€™ny vahoaka malagasy intsony ny gaboraraka manodidina ny volamena, raha tsy hilaza fotsiny ireo fanondranana tratra tany Afrika Atsimo na tatsy Nosy Kaomaoro. Taminā€™ny taona 2020 anefa dia nofoanana ny halalana manondrana volamena ivelanā€™i Madagasikara entina hanadiovana ny tontolo manodidina ny volamena ā€œhonoā€ satria tsy miverina eto aminā€™ny firenena ny vidinā€™ireo volamena voaondrana. Kinanjo inona no zava-mitranga fa niha-nahazo vahana ny fanondranana antsokosoko ary tsy mety voasambotra mihitsy ireo tambozotra izay fantatra fa miray petsapetsa aminā€™izao fitondrana fozaorana izao.

Taminā€™ny taona 2022 dia nofaranana ilay fanafoanana. Ankehitriny dia kasaina ho sokafana aminā€™ny ā€œfomba ofisialyā€ ny fanondranana volamena, ka miisa enina ireo orinasa omenā€™ny fitondrana halalana manao izany. Ao aminā€™ny ā€œMining Business Centerā€ ao Ivato no misy ny ā€œguichet uniqueā€ izay toerana tokana tsy maintsy handalovanā€™ireo orinasa manomana ny fanondranana volamena.

Ireto avy ireo orinasa mahazo manondrana volamena:
ā€“ Madagascar Mining Co, anā€™i Sylvain Rakotondramazava
ā€“ Madgama International Group, anā€™i Abdul Majeed Atamutty
ā€“ Gold Trading, orinasa misoratra ao Antsiranana, anā€™ny frantsay Bernard Soufou
ā€“ Classic Real Stones, anā€™i Henintsoa Rakotojanahary sy Marie Manampisoa
ā€“ Catalyst Capiral Partner, anā€™i Anil Gulshan Lal Bindra
ā€“ SOA Gold, nitsangana taminā€™ny taona 2021, anā€™i Sylvain Rabetsaroana, loholona teo aloha, mpanolotsaina akaikinā€™i Mamy Ravatomanga.

Ity orinasa farany ity no mampanahy ireo mpandraharaha ao anaty ny tontolonā€™ny harena an-kibonā€™ny tany noho ny tranga niseho tanaty ny tontolonā€™ny lavanila. Taminā€™izany no nampiasa i Mamy Ravatomanga entina hifehezana ny tsenanā€™ny lavanila ka nosakanany ny fanomezan-dalana ireo mpanondrana. Mitohy hatrany ny asanā€™ny fozaorana.

(Africa Intelligence, 8/2/2024, ā€œMadagascar ā€“ Or : la short list des entreprises autorisĆ©es Ć  exporterā€)

http://www.gvalosoa.net/2024/02/08/madagasikara-volamena-ho-fehezina-toy-ny-lavanila-ve/

www.gvalosoa.net/2024/02/08/madagasikara-volamena-ho-fehezina-toy-ny-lavanila-ve/
... TohinyFintinina

1 volana lasa

1 CommentComment on Facebook

Traffic légalisé no atao ka ! Efa nandefa 1,300 T de tsy misy réactions ny vahoaka de légaliser na amin'zay !

Tena marina! Famefena maloto sisa ny lokonā€™ny saina Malagasy. Vazaha marina no mitondra.

Tena marina! Famefena maloto sisa ny lokonā€™ny saina Malagasy. Vazaha marina no mitondra....
By Tia Tanindrazana
... TohinyFintinina

1 volana lasa

1 CommentComment on Facebook

metsy tsy nieritreritra izany akory izy angamb eee

šŸ“Œšš˜ šƒš„ššˆšŽš“š„ Fetra Ralambozafimbololona Razafitsimialona šˆš‡š€šš˜ šŠšŽš€ šƒšˆš€ ššˆš‡š€š‘š€š'šš˜ šƒšˆšƒšˆš'šš˜ šš„ š’š€ššƒš‘š˜.

āŗHampiakarina eny amin'ny HCC ny raharaham-pitsarana momba azy araka ny didy savaravina navoakan'ny fitsarana androany. Mihemotra amin'ny 12 martsa araka izany ny didim-pitsarana mahakasika ny raharaha anenjehana azy.

Herintaona sazy miantona kosa ny sazy ho an'ireo olona voasambotra nandritra ny hetsika fotsy. Tsiahivina fa voatazona am-ponja vonjimaika ny dimy tamin'izy ireo.

Ā©ļø I-BC News
... TohinyFintinina

1 volana lasa

1 CommentComment on Facebook

Io zao lalaovina Dia andrasana tapitra mandat izy tsisy immunité tsony de midoboka amnzay avy eo

Raharaha Berija Ravelomanantsoa.

Raharaha Berija Ravelomanantsoa.BERIJA RAVELOMANANTSOA
NIVOAKA NY FONJA ANDROANY

Nivoaka ny fonja rehefa nanefa sazy 44 volana teny Antanimora. Tapitra ny sazy 44 volana nitazomana azy tao amin'ny amponjanā€™Antanimora nanomboka ny volana jona 2020, nivoaka androany Ravelomanantsoa Be-Rija. Fanehoan-kevitra taminā€™ny tambazotra sosialy Facebook, taminā€™ny fotoanan'ny Covid-19 ireny no nanenjehana azy ho maniratsira fitondram-panjakana sy nanakorontana saim-bahoaka.

(sary indramina)
... TohinyFintinina

1 volana lasa

2 CommentsComment on Facebook

Arabaina fa tafavoaka soamatsara šŸ™šŸ™šŸ™

Arahabaina tompoko tafavoaka SOA aman-tsara .!

06/02/2024- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa (tohiny).

Miakatra fitsarana androany any Londres ramatoa Romy Voos Andrianarisoa.
Voatonona taminā€™ity raharaha kolikoly avo lenta ity ny anaranā€™i Andry Rajoelina sy Mamy Ravatomanga.
Nilaza ny mpisolovava fa mahafantatra tsara io raharaha io Andry Rajoelina ary voahiraka aminā€™ izany ramatoa Romy Voos Andrianarisoa. Ho fantatsika eo ihany ny tohiny.

30 CommentsComment on Facebook

Hamarino tsara

Tompo o. Asahehoy ny marina. Reseho. Ny. Ratsy. Vonjeo ny fireneko. Amen

Miandry ny Vaovao tena izy.

Andriamanitra ô Ireo mpangalatra mpanodikodim-bolam-bahoakam-bahoaka mampitondra faisana ny Malagasy faizo-nao. AMEN

Miandry zay fivoaran'ny raharaha zahay madinika

Tsy mazava!!!!! Makany ve Andry Rajoelina sy Mamy ravatomanga sa tsia.

Tokony tonga dia samborina dia gadraina raha izany

Izay manao ny tsy mety dia aoka mba hahazo sazy sahaza izay nataony. Aleo hivoaka ny marina

Miandry ny rariny e

gadrao fa manimba ny tany

Miandry isika vahaoka malagasy rehetra

Tokon' ho vosirina mintsy le mpanimba tanindrazana.

Miandry fatratra ny vaovao izahay ary tena manantena fa hivoaka ny marina !

Enganie mba tsy itovy ny fitsarana eto M

koa Rajoely aza eto dago tsy vonona ny ho any akory angamba ko inona no eo nareo falifaly nefa izy tsy taitra akory io mdm io te ho any eo ko

Miandry vao2 aviany mihitsy ô

Efa zan fona ny vaovao heno fa d miandry izay tohiny zan ny vahoaka

Miandry fa gasy e

IRETO IZANY ILAY KOLIKOLY SY LAINGA TONGA NOFO

Ny foza ihany disa no tsy mahalala na minia tsy mahalala io vaovao io.

Hafaliana Razafimandimby aon ty šŸ˜‚

DIA AHOANA NY TOHINY???

Miandry tohiny

Ry mafia isany

Miandry daolo zan

View more comments

ARFM ā€“ Tolona famerenena ny tany ho anā€™ny Malagasy ā€“ Antaninarenina ā€“ Hanomboka talata 6 febroary ny fitokonana faobe

Ny Valosoa

Mijoro, sahy ary miroso ireo raiamandreny avy aminā€™ny ARFM (Antenimieranā€™ny Raiamandreny sy Foko Malagasy), mitarika sy miantso ny Malagasy hiray hina hanafaka anā€™i Madagasikara ao anaty ity gejanā€™ny fanjanahantany ity hanangana firenena vaovao.

Rahampitso 6 febroary no manomboka ny fampiatoana ny raharaham-panjakana, ka ā€œservice minimumā€ no tokony ho ataonā€™ny mpiasam-panjakana. Mila mijoro ny sendikalista, ireo hery velona rehetra ary ny olompirenena ho tombontsoanā€™ny firenena. Fitakiana ao anaty fitoniana no atao. Fanatsaharana ny rĆ  latsaka nanomboka ny taona 1947 no manomboka izao.

Manomboka eto Antananarivo ny hetsika rahampitso talata ary mitohy ny alarobia arahina hetsika fitakiana faobe. Nohamafisinā€™izy ireo fa tsy korontana no tadiavina fa fakana ny fahefana ho anā€™ny Malagasy. Tsy hisy ny fifandonana ary tsy fanonganam-panjakana no atao fa famerenena ny fahefana ho anā€™ny Malagasy tompontany.

Hoy ny raiamandreny NoĆ«l Rakotondrasoa, filohanā€™ny ARFM: ā€œTsy maintsy izay no lalana izorana satria raha tsy misy hetsika dia tsy afaka isika. Sahala aminā€™izany ny taminā€™ny tolom-panafahana 1947, nisy ny famonoana olona, nisy ny fanatrehana ady mafana. Tsy maintsy miaraka miatrika ady isika fa tsy vitanā€™olombitsy io. Raha tsy maro no miray hina dia tsy ho tanteraka na oviana na oviana io.

Izay no antony hoe handao avotana ny tanindrazantsika. Fa rehefa avotra ny tanindrazantsika dia ho alamintsika ilay izy, diovintsika ny firenena, manangana fanjakana vaovao isika ary isika no manao azy.

Miantso ny sendikalista, ny Malagasy mahatsapa fa tomponā€™i Madagasikara sy tia tanindrazana izy ireo hiaraka hanamafy ny tolona atao. Iray ihany ny tanjona, dia ny amaranana izao repoblika faha-efatra izao hatraminā€™ny 29 marsa.

Ny sendika sy ny vondrona sendikaly, ny fikambanana rehetra, na mpanao politika na tsotra, dia angatahana ho tonga eny. Ary indrindra indrindra ireo raiamandreny izay mbola manina ny maha-malagasy azy sy mahalala fa marina izao zavatra atao izao, dia ho tong amaro any Antaninarenina.

Esory ao an-tsaina ny fieritreretrana hoe hangataka halalana aminā€™ny ā€œprĆ©fet de policeā€ ny tompony. Tsy mangataka halalana aminā€™ny ā€œprefer de policeā€ ny tomponā€™ny tany. Ny raiamandreny no mandidy manapaka, ny raiamandreny no miteny aminā€™ny tany sy ny fanjakana. Dia asaina ny vahoaka rehetra eny manomboka rahampitso. Fa raha mbola Malagasy manana raiamandreny, ka mahalala fa masina ity tanindrazana ity, tsy hisy hanana eritreritra hisambotra anay izany. Satria iza no hisambotra raiamandreny. Ny fisamborana anay dia midika ho fisamborana anā€™i Madagasikara satria foko no itondranay azy ity. Ny tahotra dia tsy misy na kely aza.ā€

Tsara ny mampatsiahy fa efa nisy ny fitetezana ireo foko sy faritra manerana ny Nosy ary nazahoanā€™ireto raiamandreny ireto tsodrano ho aminā€™ny fitarihana izao tolona izao.

MBS Youtube
https://www.youtube.com/live/f391NlT8yhk?t=370
MBS FB
https://www.facebook.com/share/v/WiHuE7EGc3Mpiiq6/?mibextid=WC7FNe

http://www.gvalosoa.net/2024/02/06/arfm-tolona-famerenena-ny-tany-ho-anny-malagasy-antaninarenina-hanomboka-talata-6-febroary-ny-fitokonana-faobe/

www.youtube.com/live/f391NlT8yhk?t=370
MBS FB
www.facebook.com/share/v/WiHuE7EGc3Mpiiq6/?mibextid=WC7FNe

www.gvalosoa.net/2024/02/06/arfm-tolona-famerenena-ny-tany-ho-anny-malagasy-antaninarenina-hanomb...
... TohinyFintinina

1 volana lasa

4 CommentsComment on Facebook

Ady ho an'ny taranaka zao,mankasitraka anareo ray aman-dreny!

Mankasitraka anareo raiamandreny. Mitohy ny tolona.

Raikitra. Vonona aho

zay vao azoko mahatonga CHOLERA hankalazaina be

Raiamandreny ARFM
Mitaona ny vahoaka ho tonga eny Antaninarenina manomboka rahampitso 06/02/2024 fa hanangana firenena vaovao isika.
Madagasikara anā€™i Malagasy. Mitohy ny tolona.
... TohinyFintinina

1 volana lasa
#Rajoelina - FITONDRANA VERY FANAHY

https://la1ere.francetvinfo.fr/mayotte/madagascar-des-secretaires-d-etat-recrutes-par-petites-annonces-1462659.htmlImage attachment

#Rajoelina - FITONDRANA VERY FANAHY

la1ere.francetvinfo.fr/mayotte/madagascar-des-secretaires-d-etat-recrutes-par-petites-annonces-14...
... TohinyFintinina

1 volana lasa

3 CommentsComment on Facebook

Vazaha anie raprez e,

Ny hendry mody adala… šŸ˜† Asandrato ny vendrana ry Cédric vendrana a!

Des dizaines de secrétaires ? À quoi ça sert ! LOHAMALEMY !

Sokafana indray ny sidina avy any
Comores.
Hampidirana tsara ny cholƩra sy hitakiana fanampiana indray ve?
... TohinyFintinina

1 volana lasa

34 CommentsComment on Facebook

Aminy zay mahazo fanampiana Sy Excusez de tsy afody

Excuse vao2 zan

Indrisy fa ny vahoaka no mibaby ny tsy zakany, fanafody sy fitsaboana mampiteny ny moana eto

Mazava oazy fa zara aza misy aretina mba hidirambola

Excuses mandritra ny 5 taona manaraka nisy valan'aretina choléra

De ny cholèra no omena tsiny raha tsy tratra ny fampanantenana natao

Zarany aza misy anio angatahany vola ndray ko

Efa tena mirary an-foga kosa ry zareo zany an!

Tena rah sanatria tafiditra eto zany d tena ratsy vintana mintsy ny miaraka amty rajoelina tyšŸ„²šŸ’”

Tsy mahagaga ny vahaolana mety aminy

Sitrany Hay mba misy zavatra aniliana n'y asa tsy vita sy hitadiavam- bola

Ohatran izao mhtsy tamin ny covid, d tsy taitra akory raprezy hiteny hoe mosy cholera

Efa cinéma mahazatra,otran'ny tantaran'ny covid

Ka le fako eto amintsika mitangorona ireo izany tsy mahavoa an ny cholera ve?

Tsy oe manozona fa zany mintsy ko nefa, Enga anie izay tompon'antoka @ fampidirana anzany eto no iharany voalohany! Mafy ny manjo ny tsy manantsiny manko

Film efa mahazatra io,sitrany ahay

Ny vahoaka madinika foana no mizaka ny tsy eran'ny aina @ nazy ty

Mampatsiaro n'y tenin'ilay Minisitra iray izay šŸ˜šŸ˜šŸ˜

Efa mazava io fa hampidirina eto

De avy eo nohon'ny choléra tany Comores indray tsy nahavitan-dry tsy maintsy mandroso ny fampandrosoana

Zay mihints le style de aveo mahazo VOLA be fanampiana de akepoka n fanampiana aveo fa 20% ihan no mody zaraina hoan le Ambany Tanana mpifidy

Tena marina

Fitondrana sampona hatramin'izay nipoirany teto dago io '

Kah ry zareo ef niteny hoe tsy ampafirin'ny Choléra io,dikany ny Choléra mhts izany no tokony hiditra eto .šŸ¤£šŸ¤£šŸ¤£šŸ¤£šŸ¤£šŸ¤£šŸ¤£šŸ¤£šŸ¤£

Io mihitsy no lazain'ny rehetra na mpangalatra sy mpanendaka aza manaiky fa hangalana fanampiana no hampidirana io!

View more comments

03/02/2024-BEMASOANDRO IMERIKASININAImage attachmentImage attachment+7Image attachment

03/02/2024-BEMASOANDRO IMERIKASININA ... TohinyFintinina

1 volana lasa

6 CommentsComment on Facebook

šŸ˜šŸ˜šŸ˜šŸ˜

Mafinaritrà foana isika hatr@ izay mankasitraka rht Dada owa milay

šŸ˜šŸ˜šŸ˜šŸ˜

Makasitraka tompoko mafinaritra ny firasakina tohizo fa tsara e e !

Tokony tam fotoagnany propagande igny ny antoko TIM nanao otrany io

Miarady aminao zahay ešŸ’Æ

View more comments

Tongava maro!Image attachment

Tongava maro! ... TohinyFintinina

1 volana lasa
Foza orana be fialonana, be fankahalana, mpamotika fa tsy mpanangana.
Mankahery anao Andry Raobelina.Image attachmentImage attachment+Image attachment

Foza orana be fialonana, be fankahalana, mpamotika fa tsy mpanangana.
Mankahery anao Andry Raobelina.
... TohinyFintinina

1 volana lasa
Mila diplaoma ve ny Ā« contrĆ“leur de commerce Ā»?

Mila diplaoma ve ny Ā« contrĆ“leur de commerce Ā»?FANDREFESANA KAPOAKA TAO FIANARANTSOA

Nanao fandrefesana kapoaka tao fianarantsoa ny ContrƓleur de Commerce.
... TohinyFintinina

2 volana lasa

3 CommentsComment on Facebook

miasa ny enjana

Fa maninona ary no ny kapoaka eny @ mpivarotra antsinjarany no kianina kanefa ilay kapoakan'ny Socolait mihitsy ihany koa ange no hafahafa raha mijery tsara ianareo e šŸ¤£ somary mihakely izay izy io, ka raha tianareo hitovy ny haben'ny kapoaka dia ny SOCOLAIT aloha contrôler-na ary vao mizesta werawera eny @ mpaninjara ianareo, kony an !

Ny vidiny vary anie no miakatra fa tsy ny kapoaka no mihena .mety ho tezitra rah hiteny ny olon oe marary saina

Iza ny tomponā€™andraikitra taminā€™ity raharaha ity? Mpamono olona ianareo.
Mirary fiononana feno ho anā€™ny fianakaviana izahay.
... TohinyFintinina

2 volana lasa
Fa ahoana? Miandry ny tohiny isika.Image attachmentImage attachment+6Image attachment

Fa ahoana? Miandry ny tohiny isika. ... TohinyFintinina

2 volana lasa

4 CommentsComment on Facebook

Mitadiava toerana hafa e,am'zay tsy voaelingelina intsony.

De tsy maintsy tongavana tampoka ve fa tsy azo atao ny miresaka mialoha , sa zay mintsy le fomba fiasa, nefa ny bdr tratra tany Tanzanie toa otrany mangina nareo,misy farany io e

Mialona le formations ataon'ny ARB ry zareo !

FIALONANA MAZAVA BE IZAO IO.

Antso avo ho anā€™ny Malagasy
Madagasikara anā€™ny Malagasy. Tsy ekena ny fitondrana vazaha. Fanavotana tanindrazana ity. MiomĆ na, miraisa hina hiatrika ny fahavalom-pirenena. Ny raiamandreny (ARFM) no hitarika.
... TohinyFintinina

2 volana lasa

4 CommentsComment on Facebook

Kkkk aza mba mapme Ranga . Ndao e!!

Aiza ireo chefs de guerre tamin'ny 2002?

Samia misikina e

Ref nareo n eo anoloan d manarak zay e

ARFM ā€“ Ho faranana alohanā€™ny 29 Marsa ny tolona taminā€™ny 1947 ā€“ Hafatra ho anā€™ny Foloalindahy sy ny FitsarĆ na dimy tonta

Ny Valosoa

Nitondra ny teny famaranana ny raiamandreny NoĆ«l RAKOTONDRASOA, filohanā€™ny ARFM (Antenimieranā€™ny Raiamandreny ara-Foko eto Madagasikara) taorianā€™ny fivoriambe nokarakarainy teny Ankadikely Ilafy FOFIKRI nandritra ny 30 sy 31 janoary lasa teo. Taminā€™izany no nifampiarahabĆ na ny taona vaovao sy nandraisana fanapahan-kevitra mikasika ny lalana tokony hizoranā€™i Madagasikara ary hamaranana ny tolom-panafahana izay natao taminā€™ny 1947. Ka ho averina aminā€™ny Malagasy i Madagasikara. Mila mivonona aminā€™izany ny Malagasy. Tsy fanonganam-panjakana fa vonjy rano vaky ho fanavotana ny firenena no atao.

ā€œNifarana androany 31 janoary 2024 ny fihaonanā€™ny raiamandreny natao teto Ankadikely Ilafy FOFIKRI handinihana ny aminā€™ny Tanindrazana.

Fehinkevitra tokana no ambara aminā€™ny vahoaka Malagasy indrindra indrindra ary ihany koa mira baiko ho anā€™izay rehetra mandre fa tsy maintsy raisina an-tanana ny Fanjakana Malagasy, averina aminā€™ny Malagasy i Madagasikara tanindrazanā€™ny Malagasy. Malagasy aminā€™izay no mitondra ny Tany sy ny Fanjakana.

Mazava izany fa manomboka masina androany, dia efa mivonona isika fa haka ny Fanjakana eo am-pelantananā€™ny Vazaha. Tsy omena ny fitondrana vazaha i Madagasikara, fa i Madagasikara dia anā€™ny Malagasy ka ny Malagasy no masi-mandidy aminā€™ny taniny.

Ka na iza na iza mandre izao dia aoka tsy hihevitra azy ho fanonganam-panjakana fa fanavotanana tanindrazana ity, ary anaovana antso avo anā€™ny vahoaka Malagasy manerana ny Nosy, vonjy rano vaky hamonjena ny Tanindrazana izao. Koa miraisa hina, mifankatiava, mihavĆ na, reseo ny fahavalo fa samy lehilahy, isika no tomponā€™ny tany ka tsy maintsy isika no mitondra ny Tany sy ny Fanjakana, fa tsy amidy aminā€™ny vazaha na oviana na oviana i Madagasikara.

Ho anā€™ny rehetra ao anaty ny Foloalindahy, raha tena ho anā€™ny Tanindrazana marina ianareo, dia manaova ā€œconseil des Ć©tats-majorsā€, mandiniha anā€™izao resaka izao fa tsy maintsy averina aminā€™ny Malagasy i Madagasikara. Ary ianareo no hanongotra azy eo am-pelantananā€™ny Menasofina.

Faharoa manarakaraka ihany koa, mieritrereta ianareo fianakavianā€™ny FitsarĆ na dimy tonta, handinika mahakasika ny Firenena ara-drariny sy am-pahamarinana, fa i Madagasikara tsy avelanā€™ny tompony eo am-pelantananā€™ny vazaha intsony. Tsy maintsy miverina aminā€™ny Malagasy ary tsy maintsy mifarana manomboka androany ny tolom-panafahana 1947.

Koa dia miomĆ na Ć ry tompoko, misikƬna fa hiatrika ny fahavalom-pirenena, hanongotra ity tany ity hamerina azy aminā€™ny tompony. Mankasitra, mankatelina, masina ny Tanindrazana. Ho ela velona i Madagasikara. Mandady izy ankehitriny fa tsy ho avela handady intsony.

Samia mampita ny hafatra. Raha fantatrareo fa marina izany dia miraisa hina. Handao avotana ny Tanindrazana fa izahay raiamandreny no mitarika izany. Mankasitra sy mankatelina tompoko.ā€

MBS vaovao 31jan2024
ā€˜https://www.youtube.com/live/g-o_1V-cO_w?t=681
MBS vaovao 30jan2024
ā€˜https://www.youtube.com/live/ZWqEJXMRqHU?t=1050
MBS vaovao 29Jan2024
ā€˜https://www.youtube.com/live/DfAK69ppq9k?t=535

http://www.gvalosoa.net/2024/02/02/arfm-ho-faranana-alohanny-29-marsa-ny-tolona-taminny-1947-hafatra-ho-anny-foloalindahy-sy-ny-fitsrana-dimy-tonta/Image attachment

www.gvalosoa.net/2024/02/02/arfm-ho-faranana-alohanny-29-marsa-ny-tolona-taminny-1947-hafatra-ho-...
... TohinyFintinina

2 volana lasa

1 CommentComment on Facebook

Jesosy o vonjeo zahay MalagasiNAO šŸ™šŸ™

Radio MBS

Mahajanga
few clouds
27 ° C
27 °
27 °
89 %
1.5kmh
20 %
Tue
32 °
Wed
32 °
Thu
32 °
Fri
31 °
Sat
32 °
Toliara
clear sky
28.3 ° C
28.3 °
28.3 °
70 %
2.3kmh
1 %
Tue
31 °
Wed
30 °
Thu
31 °
Fri
33 °
Sat
32 °
Antsiranana
few clouds
29.4 ° C
29.4 °
29.4 °
70 %
4.1kmh
20 %
Tue
30 °
Wed
31 °
Thu
30 °
Fri
30 °
Sat
30 °
Antananarivo
scattered clouds
24 ° C
24 °
24 °
64 %
3.6kmh
40 %
Tue
26 °
Wed
25 °
Thu
26 °
Fri
24 °
Sat
24 °
Toamasina
light rain
25 ° C
25 °
25 °
94 %
2.6kmh
75 %
Tue
29 °
Wed
29 °
Thu
29 °
Fri
28 °
Sat
27 °
Fianarantsoa
overcast clouds
21.9 ° C
21.9 °
21.9 °
71 %
2.3kmh
90 %
Tue
27 °
Wed
27 °
Thu
27 °
Fri
24 °
Sat
23 °